Tsipirian'ny politika
MANOVA RAKITATITRA
Androany
Anton’ny Politika
Raranay ny votoaty izay natao mba hamitahana, hanambakana na hanotofana ireo mpampiasa mba hampitomboana amin’ny fomba artifisialy ny isan’ny mpijery. Io votoaty io dia manary dia ny olona amin’ny fahahafan’ny olona miroboka amin’ny fomba to amin’ireo vovonanay sy mety handrahona ny fahalemana sy ny mampitombina ary ny hamoran’ny fampiasana ireo serivisinay. Izahay dia mikatsaka ihany koa izay hisorohana ireo tetika fanararaotana, toy ny fampielezana rohy mamitaka mba hisarihana mpampiasa tsy miahiahy hiditra amin’ny alalan’ny fiasa na kaody mamitaka, na misandoka sehatra atokisana iray.
Sehatrasa mampidi-bola be ny spam an-jotra. Ireo politikanay sy fahatraranay spam dia tsy maintsy mivoatra tsy tapaka mba haharahana ireo fironana sy tetikady spam vao mivoaka. Amin’ny fandraisana fepetra hiadiana amin’ny spam, izahay dia mikatsaka fifandanjana amin’ny fampiakarana ireo vidiny ho an’ireo mpamokatra sy mpaninjara azy amin’ireo vovonanay, miaraka amin’ny fiarovana fihetsika mavitrika sy to an’ny fiombonambenay.
Izahay dia tsy manome lalana:
- Famoahana, fizarana, firobohana amin’ny votoaty na famoronana kaonty, Vondrona, Pejy, Hetsika na singa fihariana hafa, na amin’ny tanana na amin’ny fomba mandeha ho azy, amin’ny hatetika tena ambony.
- Mety hametraka famerana amin’ireo kaonty manao amin’ny hatetika ambany kokoa izahay rehefa misy ireo famantarana Spam hafa (oh: famoahana votoaty miverimberina) na ireo famantarana ny tsy maha-to.
- Fanandranama, na am-pahombiazana, mivarotra, fividianana na fanakalozana singam-bovonana, toy ireo kaonty, vondrona, Pejy sns.
- Fanandramana, na am-pahombiazana, mivarotra, mividy na manakalo tombontsoan-tranonkala, toy ireo anjara asa admin na moderatera, na fahazoandalana hamoaka amin’ireo habaka voatondro.
- Fanandramana, na fahombiazana, mivarotra, mividy na mifanakalo votoaty ho an’ny zavatra manana sanda ara-bola, afa-tsy voatondron’ny Votoati-marika mazava, araka ny faritan’ny Politikanay Momba ny Votoati-marika.
- Fanandramana, na am-pahombiazana, mivarotra, mividy na manakalo firobohana, toy ireo Tiako, fizarana, fijerena, fanarahana, tsindry, fampiasana hashtag voatondro, sns. Anisan’izany ny:
- Fanolorana ankitsapaka (oh: manome ny hafa vintana hahazoana loka) vola tolo-botsotra na mira lenta amin’ny vola tolo-botsotra ho takalon’ny firobohana. (oh: “Izay rehetra manisy Tiako ny Pejiko dia hampidirin a amin’ny ankitsapaka hahazoana $500”)
- Fanolorana hanome izay rehetra manana sanda ara-bola ho takalon’ny firobohana. (oh: “Raha tia ny Pejiko ianao, dia hanome anao iPhone iray aho!”)
- Fitakiana na fangatahana hoe mila miroboka amin’ny votoaty (oh: fanaovana Tiako, fizarana) aloha ireo mpampiasa vao afaka mijery na mifanao amin’ilay votoaty ampanantenaina.
- Fizarana URL, sehatra na appli mamitaka na manambaka, anisan’izany ny:
- Cloaking: Ny cloaking dia izay rehetra fanandramana hihodivitra ireo politikanay momba ny votoaty amin’ny alalan’ny fandrosoana nahim-po ireo votoaty ivelan’ny vovonana isan-karazany, toy ireo URL na appli, amin’ireo rafitry ny maha-iray tsy anombinanay mitaha amin’izay aseho amin’ireo mpampiasa.
- Rohy Mamitaka: Votoaty misy rohy iray izay mampanantena karazana votoaty iray saingy manatitra zavatra hafa mihitsy. Mety ho anisan’izany ireo votoaty anatin’ny app na rindrambaiko nampanantenaina iray.
- Fihetsika familian-dalana mamitaka: Tranonkala izay mitaky fanaovana asa iray (oh: captcha, jereo ilay doka, tsindrio eto) mba hijerena ilay votoatin’ny pejy ingadonana antenaina ary miova ny anaran’ny sehatr’ilay URL aorian’ny ahavitan’ilay asa takina, na mamily lalana ireo mpampiasa amin’ny fomba mandeha ho azy ho any amin’ny sehatra iray hafa mihitsy tsy misy asa nataon’ilay mpampiasa akory.
- Takalo fanjonoana Tiako/fizarana: Mitaky amin’ireo mpampiasa ny hirobohan’izy ireo (miendrika Tiako, fizarana, fanarahana na endrika firobohana ampahibemaso hafa tsy ankanavaka) hahazoana fisitrahana votoaty voatondro sy ranofotsiny.
- Fiasam-bovonana mamitaka - Misandoka ireo toetra mampiavaka na fiasan’ireo serivisinay, toy ny misandoka tolotanana, fitsapan-kevitra amin’andalana, bokotra famakiana na ilay bokotra Tiako kanefa tsy misyna tsy mandeha araka ny nantenaina ilay fiasa, mba hahazoana mpampiasa iray hanaraka rohy iray.
- Fiasan’ny pejy ingadonana mamitaka: Tranonkala izay manana interfasy mpampiasa mamitaka, izay miteraka fifamoivoizana atera-doza lasa vokarina (oh: ireo pop-up/under, clickjacking, sns.). Anisan’izany ireo tetika toy ny famandrihana, ka misy pop-up tsy misy ifandraisany mipoitra rehefa manandrana miala amin’ilay pejy ingadonana ny olona iray.
- Pejy ingadonana na fisandohana sehatra - Pejy ingadonana ivelan’ny vovonana, URL, tranonkala ivelany na sehatra misandoka ho marika na serivisy malaza iray amin’ny alalan’ny fampiasana anarana, sehatra na votoaty iray izay misy fanoratra diso, tsipelina diso na fomba hafa hisandohana tranonkala, sehatra na marika fanta-daza amin’ny alalan’ny pejy ingadonana iray mitovy amin’ny tranonkala atokisana iray hafa.
- Fampiasana mamitaka hafa ireo URL na rohy izay mitovy be amin’ilay eo ambony.
- Na dia eo aza ny voalaza etsy ambony, izahay dia tsy mandrara:
- Fanandratana miampita izay tsy ahetsiky ny fandoavana amin’ny antoko fahatelo iray
- Famindrana andraikitry ny admin na moderatera amin’ny Pejy na vondrona iray ho amin’ny mpampiasa iray hafa araka ny zava-mahaliana azy ao amin’ilay Pejy na vondrona, toy izay fifanakalozana sanda.
- Famoahana na fizarana Votoati-marika fantatra mazava.
2024 Jon 26
Policy Rationale
We do not allow content that is designed to deceive, mislead, or overwhelm users in order to artificially increase viewership. This content detracts from people's ability to engage authentically on our platforms and can threaten the security, stability and usability of our services. We also seek to prevent abusive tactics, such as spreading deceptive links to draw unsuspecting users in through misleading functionality or code, or impersonating a trusted domain.
Online spam is a lucrative industry. Our policies and detection must constantly evolve to keep up with emerging spam trends and tactics. In taking action to combat spam, we seek to balance raising the costs for its producers and distributors on our platforms, with protecting the vibrant, authentic activity of our community.
We do not allowDo not:
- Post ing,
sharesharing,engageengaging with content orcreatecreating accounts, Groups, Pages, Events or other assets, either manually or automatically, at very high frequencies.- We may place restrictions on accounts that are acting at lower frequencies when other indicators of Spam (e.g., posting repetitive content) or
Iinauthenticity are present.
- Attempting to or successfully selling, buying, or exchanging platform assets, such as accounts, groups, pages, etc.
- Attempting to or successfully selling, buying, or exchanging site privileges, such as admin or moderator roles, or permission to post in specific spaces.
- Attempting to or successfully selling, buying, or exchanging content for something of monetary value, except clearly identified Branded Content, as defined by our Branded Content Policy.
- Attempting to or successfully selling, buying, or exchanging for engagement, such as likes, shares, views, follows, clicks, use of specific hashtags, etc. This includes:
- Offering giveaways (i.e., offering others a chance to win) of cash or cash equivalents in exchange for engagement. (e.g., “Anyone that likes my page will be entered to win $500”)
- Offering to provide anything of monetary value in exchange for engagement. (e.g., “If you like my page, I will give you an iPhone!”)
Attempt to or successfully sell, buy or exchange site privileges, engagement, or product features, such as accounts, admin roles, permission to post, Pages, Groups, likes, etc., except in the case of clearly identified branded content, as defined by our Branded Content Policies.
RequireRequiring or claim that users are required to engage with content (e.g. liking, sharing) before they are able to view or interact with promised content.Encourage likes, shares, follows, clicks or the use of apps or websites under false pretenses, such as:Offering false or non-existent services or functionality(e.g. “Get a ‘Dislike’ button!”)Failing to direct to promised content (e.g. “Click here for a discount code at Nordstrom”; false play buttons)
TheSharing deceptive or misleadinguse ofURLs, domains, or applicationsdefined asincluding:- Cloaking:
Presenting different content to Facebook users and Facebook crawlers or tools.Cloaking is any attempt to circumvent our content policies by intentionally presenting different off-platform content, such as URLs or applications, to our integrity systems versus what is shown to users. - Misleading
contentLinks: Content containingcontainsa link that promises one type of content but delivers something substantially different. This can include content in a promised app or software. - Deceptive redirect behavior: Websites that require an action (e.g. captcha, watch ad, click here) in order to view the expected landing page content and the domain name of the URL changes after the required action is complete , or automatically redirects users to a substantially different domain without any user action. .
- Like/share-gating:
Landing pages that require users to like, share, or otherwise engage with content before gaining access to content.Requiring users to engage (in the form of likes, shares, follows, or any other public-facing form of engagement) to gain access to specific, exclusive content. - Deceptive platform functionality - Mimicking the features or functionality of our services
that do not work, such as mimicking fundraising, in-line polls, play buttons, or the Like button where that functionality does not exist or does not function as expected, in order to get a user to follow a link. - Deceptive landing page functionality: Websites that have a misleading user interface, which results in accidental traffic being generated (e.g. pop-ups/unders, clickjacking, etc.). This includes tactics like trapping, where irrelevant pop-ups appear when a person attempts to leave the landing page.
Typosquatting: An external website pretends to be a reputable brand or service by using a name, domain or content that features typos, misspellings or other means to impersonate well-known brands using a landing page similar to another, trusted site to mislead visitors (e.g. www.faceb00k.com, www.face_book.com).- Landing page or domain impersonation - An off-platform landing page, URL, or external website or domain that pretends to be a reputable brand or service by using a name, domain or content that features typos, misspellings or other means to impersonate well-known websites, domains or brands using a landing page similar to another, trusted site.
And other behaviors that are substantially similar to the above.- Other deceptive uses of URLs or links that are substantially similar to the above.
- Notwithstanding the above, we do not prohibit:
- Cross promotion that is not triggered by payment to a third party
- Transferring admin or moderation responsibilities for a page or group to another user based on their interest in the page or group, rather than an exchange of value.
- Posting or sharing clearly identified Branded Content.
2022 Jon 30
Policy Rationale
We do not allow content that is designed to deceive, mislead, or overwhelm users in order to artificially increase viewership. This content detracts from people's ability to engage authentically on our platforms and can threaten the security, stability and usability of our services. We also seek to prevent abusive tactics, such as spreading deceptive links to draw unsuspecting users in through misleading functionality or code, or impersonating a trusted domain.
Online spam is a lucrative industry. Our policies and detection must constantly evolve to keep up with emerging spam trends and tactics. In taking action to combat spam, we seek to balance raising the costs for its producers and distributors on our platforms, with protecting the vibrant, authentic activity of our community.
Do not:
- Post, share, engage with content or create accounts, Groups, Pages, Events or other assets, either manually or automatically, at very high frequencies.
- Attempt to or successfully sell, buy or exchange site privileges , engagement, or product features, such as accounts, admin roles, permission to post, Pages, Groups, likes, etc., except in the case of clearly identified branded content, as defined by our Branded Content Policies.
- Require or claim that users are required to engage with content (e.g. liking, sharing) before they are able to view or interact with promised content.
- Encourage likes, shares, follows, clicks or the use of apps or websites under false pretenses, such as:
- Offering false or non-existent services or functionality(e.g. “Get a ‘Dislike’ button!”)
- Failing to direct to promised content (e.g. “Click here for a discount code at Nordstrom”; false play buttons)
Directing users off of Facebook throughThe deceptive or misleading use of URLs, defined as:- Cloaking:Presenting different content to Facebook users and Facebook crawlers or tools.
- Misleading content: Content contains a link that promises one type of content but delivers something substantially different.
- Deceptive redirect behavior:
pop-up websites.Websites that require an action (e.g. captcha, watch ad, click here) in order to view the expected landing page content and the domain name of the URL changes after the required action is complete. - Like/share-gating:Landing pages that require users to like, share, or otherwise engage with content before gaining access to
off-Facebookcontent. - Deceptive landing page functionality. Websites that have a misleading user interface, which results in accidental traffic being generated (e.g. pop-ups/unders, clickjacking, etc.).
ImpersonationTyposquatting:TheAn external website pretends to be a reputable brand or service by using a name, domain or content that features typos, misspellings or other means to impersonate well-known brands using a landing page similar to another, trusted site to mislead visitors (e.g. www.faceb00k.com, www.face_book.com).- And other behaviors that are substantially similar to the above.
We are making minor clarifications to the policy to better reflect the types of deceptive links we remove, including deceptive links that lead elsewhere on our family of apps and services.
2020 Des 17
Section 18: Spam:
Policy Rationale
We work hard to limit the spread of spam because we do not want to allow content that is designed to deceive, or that attempts to mislead users to increase viewership. This content creates a negative user experience, detracts from people's ability to engage authentically in online communities, and can threaten the security, stability, and usability of our services. We also aim to prevent people from abusing our platform, products, or features to artificially increase viewership or distribute content
en masse for commercial gain.
2019 Okt 30
Section 18: Spam:
Policy Rationale
We work hard to limit the spread of spam because we do not want to allow content that is designed to deceive, or that attempts to mislead users to increase viewership. This content creates a negative user experience and detracts from people's ability to engage authentically in online communities. We also aim to prevent people from abusing our platform, products, or features to artificially increase viewership or distribute content
en masse for commercial gain.
Do not:
Artificially increase distribution for financial gainCreate or use fake accounts or compromise other people’s accounts toImpersonate or pretend to be a business, organization, public figure, or private individualAttempt to create connections, create content, or message people
Restrict access to content by requiring people to like, share, or recommend before viewingEncourage likes, shares, or clicks under false pretensesMaliciously use login credentials or personally identifiable information by:Attempting to gather or share login credentials or personally identifiable informationUsing another person’s login credentials or personally identifiable information
Promise non-existent Facebook features
- Post, share, engage with content, or create accounts, groups, pages, events or other assets, either manually or automatically, at very high frequencies.
- Attempt to or successfully sell, buy, or exchange site privileges or product features, such as accounts, admin roles, permission to post, pages, groups, likes, etc., except in the case of clearly identified branded content, as defined by our Branded Content Policy.
- Require or claim that users are required to engage with content (e.g. liking, sharing) before they are able to view or interact with promised content.
- Encourage likes, shares, follows, clicks, or the use of apps or websites under false pretenses, such as:
- Offering false or non-existent services or functionality(e.g., “ Get a ‘Dislike’ button!”)
- Failing to direct to promised content (e.g., “ Click here for a discount code at Nordstrom”; false play buttons)
- Directing users off of Facebook through the deceptive or misleading use of URLs, defined as:
- Cloaking: Presenting different content to Facebook users and Facebook crawlers or tools.
- Misleading content: Content contains a link that promises one type of content but delivers something substantially different.
- Deceptive Pop-up websites: Websites that require an action (captcha, watch ad, click here) in order to view the expected landing page content and the domain name of the URL changes after the required action is complete.
- Like / Share-Gating: Landing pages that require users to like, share, or otherwise engage with content before gaining access to off-Facebook content.
- Deceptive Landing Page Functionality: Websites that have a misleading user interface, which results in accidental traffic being generated (pop-ups/unders, clickjacking, etc.)
- Impersonation: The website pretends to be a reputable brand or service by using a name, domain, or content featuring typos, misspellings, or other means to impersonate well-known brands (e.g. www.faceb00k.com, www.face_book.com, using a landing page similar to another, trusted site to mislead visitors).
- And other behaviors that are substantially similar to those listed above.
¹ Previously, our policy on spam in the Community Standards included language about preventing hacking, phishing, and other cybersecurity-related issues. It was confusing to people as these issues did not directly fall under what most people see as “spam”. To clarify this, we have created a separate section for cybersecurity so everyone can see exactly how we enforce against different cyber attacks. Additionally, some of our policies dedicated to fighting spam on the platform have failed to keep pace with evolving methods for combatting spam. This was confusing to users that had content removed for spam. As we continue to enhance our ability to identify and take action against these violations, we updated the language to more accurately reflect our enforcement and provide more clarity to users about the types of behaviors that we consider to be spam.
Traikefan’ny mpampiasa
Jereo ny ohatra sasany hoe toy ny ahoana ny fampiharam-penitra ho an’ny olona amin’ny Facebook, toy ny: ohatra ny ahoana izany hoe mitatitra zavatra iray heverinao hoe tsy tokony ho amin’ny Facebook, izany hoe ilazana fa nandika ny Fenitry ny Fiombonambenay ianao, ary izany hoe mahita efijery fampitandremana iray mandrakotra votoaty voatondro.
Fanamarihana: Miezaka mihatsara foana izahay, ka mety efa nilaozan’ny toetr’andro kely izay hitanao eto raha mitaha amin’izay ampiasainay amin’izao.
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Fanaovan-tatitra
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Serasera aorian’ny tatitra
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Traikefa fanesorana
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Efijery fampitandremana
Angondrakitra
Mijery ny Tatitra Fampiharana Fenitry ny Fiombonambe farany indrindra
Fampiharam-penitra
Mitovy daholo ny politikanay maneran-tany ho an’ny olon-drehetra amin’ny Facebook.
Ekipa mpandinika
Ny ekipanay eran-tany misy mpandinika 15.000 mahery dia miasa isan’andro mba hiarovana tsy tapaka ny olona amin’ny Facebook.
Firobohan’ireo mpiaramiombonantoka
Manampahaizana ivelany, mpampianatra ambony, fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana ary mpamolavola politika no manampy amin’ny fampahalalana ny Fenitry ny Fiombonambe Facebook.
Mahazo fanampiana mahakasika ny spam
Fantaro hoe inona no azonao atao raha mahita zavatra amin’ny Facebook izay mandika ny Fenitry ny Fiombonambenay ianao.
Mitsidika ny Ivon’ny Fanampianay