Fahitsian’ny Kaonty

Tsipirian'ny politika

MANOVA RAKITATITRA
Anton’ny Politika
Mba hitanana tontolo azo antoka sy hampahefana ny fahafaha-miteny malalaka, dia mametra na manala ireo kaonty manimba ny fiombonambe izahay. Nanorina fitambarana rafitra mandeha ho azy sy ampandehanin-tanana izahay mba hamerana sy hanalana ireo kaonty ampiasaina handikana tsy misy hena-maso na an-kiribiby ireo politikanay ampitan’ny iray tsy ankanavaka amin’ireo vokatray.
Satria zavatra matotra ny fanalana kaonty, isaky ny azo atao, izahay dia mikendry ny hanome ny fiombonambenay fanararaotra hamantarana ireo fitsipikay sy hanarahana ireo Fenitry ny Fiombonambenay. Ohatra, misy filazana iray avoaka isaky ny manala votoaty izahay ary, amin’ny ankamaroan’ny tranga, manome fampahalalana ny olona momba ny karazan’ilay fandikam-penitra sy izay rehetra famerana ampiharina ihany koa izahay. Ireo asa fampiharam-penitray dia natao hifandanja amin’ny hafonjan’ilay fandikam-penitra sy ny tantaran’ireo fandikam-penitra amin’ilay kaonty ary ny tandindon-doza na fahavoazana mitatao ilay fiombonambe. Ireo tsy fanarahana fitsipika mitohy, na dia eo aza ny fampitandremana sy famerana miverimberina, na ireo tsy fanarahana fitsipika mampisy kinanga mafy amin’ny aroloza dia hiteraka famonoana kaonty.
Mamantatra bebe kokoa momba ny fomba ampiharan’i Meta ireo politikany sy amerany ireo kaonty ao amin’ny Ivon’ny Fangaraharana.
Izahay dia mety hametra na hamono kaonty, fisiana hafa (Pejy, vondrona, hetsika) na singa fihariana (Mpitantana Fihariana, kaontin-doka) izay:
  • Mandika ny Fenitry ny Fiombonambenay mikasika ireo famelezana tratra ambodiomby, anisan’izany ireo taterinay amin’ny mpitandro filaminana noho ny tandindon-doza mananontanona ny fahaleman’olon-tsotra na fahalemam-bahoaka
  • Mandika ny Fenitry ny Fiombonambenay mikasika ireo famelezana tsy ankanavaka izay manome antoka fitaterana amin’ny mpitandro filaminana noho ny tandindon-doza mananontanona ny fahaleman’olon-tsotra na fahalemam-bahoaka
  • Mandika ny Fenitry ny Dokambarotray mahakasika ireo famelezana fihariana mamitaka na mampidi-doza
  • Mandika ankiribiby ny Fenitry ny Fiombonambenay amin’ny alalan’ny famoahana votoaty mandika fenitra sy/na fitantanana fisiana mandika fenitra na singa fihariana
  • Mandika ankiribiby ireo Fenitry ny Dokambarotray
  • Mampiseho fihetsika na fitondrantena midika tanjona fandikam-penitra mazava
Mety hametra na hamono kaonty, fisiana hafa (Pejy, vondrona, hetsika) na singa fihariana (Mpitantana Fihariana, kaontin-doka) izahay raha toy izany ka:
  • Fananan’ilay olona na fisiana mitovy ihany toa kaonty iray izay novonoina
  • Noforonina na nomen-tanjona indray mba hihodivirana fanalana kaonty na fisiana teo aloha, anisan’izany ireo voatombana ho manana fitompoana sy votoaty itovizana araka ireo kaonty na fisiana nesorina teo aloha
  • Noforonina hifandraisana amin’ny mpifandray iray izay nanakana kaonty iray
  • Ankoatra izay ampiasaina hitsoahana ireo fepetra fitandroam-pilaminanay na fizotra fandinihanay
Izahay dia mety hametra na hamono kaonty, fisiana hafa (Pejy, vondrona, hetsika) na singa fihariana (Mpitantana Fihariana, kaontin-doka) izay mampiseho:
  • Fifandrohizana akaiky amina tambajotran-kaonty iray na fisiana hafa izay manitsakitsaka na mitsoaka ireo politikanay
  • Fifandrindrana ao amina tambajotran-kaonty iray na fisiana hafa izay misisika na mikiribiby mandika ireo politikanay
  • Fihetsika na fitondrantena midika ho tanjona fandikam-penitra mazava amin’ny alalan’ny tambajotran-kaonty
Izahay dia hiasa mba hamerana na hamonoana ireo kaonty, fisiana hafa (Pejy, vondrona, hetsika) na singa fihariana (Mpitantana Fihariana, kaontin-doka) izay miroboka amin’ny fihetsika ivelan’ny vovonana izay mety hiteraka fahavoazana amin’ny vovonanay, anisan’izany ireo:
  • Fananan’ny mpamita heloka ara-nofo nomelohina iray, nomelohina ho nahavita heloka mifandraika amin’ny fanararaotana ara-nofo ny zaza na olondehibe.
  • Fananan’ny Fisiana Voatendry iray na ampandehanina amin’ny anarany
  • Voarara tsy handray ireo vokatray, serivisinay na rindrambaikonay araka ny lalĂ na manan-kery
Amin’ireto scénario manaraka ireto, izahay dia mety hangataka fampahalalana fanampiny momba ny kaonty iray mba hanaporofoana ny fizakam-panana sy/na fihetsika azo atao:
  • Ireo kaonty voasompatra
  • Famoronana na fampiasana kaonty iray na fisiana iray hafa amin’ny alalan’ireo fomba mandeha ho azy, toy ny scripting (afa-tsy mitranga amin’ny alalan’ireo lalana nomen-dalana sy, raha tsy izay, mandika ireo politikanay ilay fihetsika scripting)
  • Ireo kaonty foana tsy amperinasa maharitra ela
Traikefan’ny mpampiasa
Jereo ny ohatra sasany hoe toy ny ahoana ny fampiharam-penitra ho an’ny olona amin’ny Facebook, toy ny: ohatra ny ahoana izany hoe mitatitra zavatra iray heverinao hoe tsy tokony ho amin’ny Facebook, izany hoe ilazana fa nandika ny Fenitry ny Fiombonambenay ianao, ary izany hoe mahita efijery fampitandremana iray mandrakotra votoaty voatondro.
Fanamarihana: Miezaka mihatsara foana izahay, ka mety efa nilaozan’ny toetr’andro kely izay hitanao eto raha mitaha amin’izay ampiasainay amin’izao.
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Fanaovan-tatitra
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Serasera aorian’ny tatitra
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Traikefa fanesorana
TRAIKEFAN’NY MPAMPIASA
Efijery fampitandremana
Angondrakitra
Mijery ny Tatitra Fampiharana Fenitry ny Fiombonambe farany indrindra
Fampiharam-penitra
Mitovy daholo ny politikanay maneran-tany ho an’ny olon-drehetra amin’ny Facebook.
Ekipa mpandinika
Ny ekipanay eran-tany misy mpandinika 15.000 mahery dia miasa isan’andro mba hiarovana tsy tapaka ny olona amin’ny Facebook.
Firobohan’ireo mpiaramiombonantoka
Manampahaizana ivelany, mpampianatra ambony, fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana ary mpamolavola politika no manampy amin’ny fampahalalana ny Fenitry ny Fiombonambe Facebook.
Mahazo fanampiana momba ny fahitsian’ny kaonty
Fantaro hoe inona no azonao atao raha mahita zavatra amin’ny Facebook izay mandika ny Fenitry ny Fiombonambenay ianao.
Mitsidika ny Ivon’ny Fanampianay